John 4:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany azy ny ora izay nahasitranany izy. Dia hoy ireo taminy: Omaly tamin’ny ora fahafito no nialan’ny tazo taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanontaniany azy ireo ny ora nahasitranany ka hoy ireo taminy: «Omaly tamin’ny ora fahafito no nialan’ny tazo taminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontaniany azy ireo ny ora nahasitranany ka hoy ireo taminy: –Omaly tamin’ny iray tolakandro no nialan’ny tazo taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nanontany azy ny ora izay nanaretany. Dia hoy ireo taminy: Omaly tamin'ny ora fahafito no nialan'ny tazo taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany azy ny ora izay nahasitranany izy. Dia hoy ireo taminy: Omaly tamin’ny ora fahafito no nialan’ny tazo taminy.
malagasy
Ary izy nanontany azy ny ora izay nanaretany. Dia hoy ireo taminy: Omaly tamin'ny ora fahafito no nialan'ny tazo taminy.