John 4:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa fantatry ny rainy fa tamin’izay indrindra no ora nitenenan’i Jesosy taminy hoe: Velona ny zanakao. Dia nino izy mbamin’ny ankohonany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia fantatry ny rainy, fa tamin’izany ora izany indrindra no nilazan’i Jesoa taminy hoe: «Velona ny zanakao» ka nino izy sy ny mpianakaviny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa fantatry ny rain-drazazalahy fa tamin’izany ora izany indrindra no nanaovan’i Jesoa taminy hoe: «Velona soa aman-tsara ny zanakao»; dia nino izy mbamin’ny ankohonany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Koa fantatry ny rainy fa tamin'izay indrindra no ora nanaovan'i Jesosy taminy hoe: Velona ny zanakao. Dia nino izy mbamin'ny ankohonany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa fantatry ny rainy fa tamin’izay indrindra no ora nitenenan’i Jesosy taminy hoe: Velona ny zanakao. Dia nino izy mbamin’ny ankohonany rehetra.
malagasy
Koa fantatry ny rainy fa tamin'izay indrindra no ora nanaovan'i Jesosy taminy hoe: Velona ny zanakao. Dia nino izy mbamin'ny ankohonany rehetra.Izany no famantarana faharoa nataon'i Jesosy, fony Izy tonga tany Galilia avy tany Jodia.