John 4:54 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no famantarana faharoa nataon’i Jesosy, fony Izy tonga tany Galilia avy tany Jodia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no fahagagana faharoa nataon’i Jesoa, rehefa tonga tany Galilea avy tany Jodea Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no famantarana faharoa nataon’i Jesoa, dia fony Izy tonga tao Galilea avy tany Jodea.
Malagasy Bible 1865
Izany no famantarana faharoa nataon'i Jesosy, fony Izy tonga tany Galilia avy tany Jodia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no famantarana faharoa nataon’i Jesosy, fony Izy tonga tany Galilia avy tany Jodia.
malagasy
Izany no famantarana faharoa nataon'i Jesosy, fony Izy tonga tany Galilia avy tany Jodia.