John 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teo ilay fantsakan’i Jakoba. Koa satria sasatra tamin’ny nalehany Jesosy dia nipetraka teo am-pantsakana, rehefa tokony ho tamin’ny ora fahenina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
teo no nisy ny fantsakan’i Jakôba. Ary sasatry ny dia nalehany i Jesoa ka nipetraka tsotra izao teo amoron’ny fantsakana, tokony ho tamin’ny ora fahenina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
teo no nisy ny fantsakan’i Jakôba. Ary i Jesoa tamin’izay efa sasatry ny dia nataony, ka nipetraka teo amoron’ny fantsakana, tokony ho tamin’ny 12 antoandro.
Malagasy Bible 1865
Ary teo ilay fantsakan 'i Jakoba. Ary satria sasatra Jesosy tamin'ny nalehany dia nipetraka teo am-pantsakana Izy, rehefa tokony ho tamin'ny ora fahenina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teo ilay fantsakan’i Jakoba. Koa satria sasatra tamin’ny nalehany Jesosy dia nipetraka teo am-pantsakana, rehefa tokony ho tamin’ny ora fahenina.
malagasy
Ary teo ilay fantsakan'i Jakoba. Ary satria sasatra Jesosy tamin'ny nalehany dia nipetraka teo am-pantsakana Izy, rehefa tokony ho tamin'ny ora fahenina.