John 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy vehivavy samaritana iray avy hantsaka rano; dia hoy Jesosy taminy: Omeo Aho hosotroiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia inty nisy vehivavy Samaritanina anankiray tonga teo hantsaka rano, ka hoy i Jesoa taminy: «Mba omeo kely Aho hosotroiko»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy vehivavy samaritanina anankiray tonga hantsaka rano, ka nitenenan’i Jesoa hoe: –Mba omeo rano Aho hosotroiko!
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vehivavy Samaritana anankiray avy hantsaka rano dia hoy Jesosy taminy: Omeo Aho hosotroiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy vehivavy samaritana* iray avy hantsaka rano; dia hoy Jesosy taminy: Omeo Aho hosotroiko.
malagasy
Ary nisy vehivavy Samaritana anankiray avy hantsaka rano dia hoy Jesosy taminy: Omeo Aho hosotroiko.