John 4:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa lasa nankany an-tanàna hividy hanina ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa lasa nankany an-tanàna hividy hanina ny mpianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ireo mpianany efa lasa nankany an-tanàna hividy sakafo.
Malagasy Bible 1865
(Fa ny mpianany efa lasa nankany an-tanàna hividy hanina)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa lasa nankany an-tanàna hividy hanina ny mpianany.
malagasy
(Fa ny mpianany efa lasa nankany an-tanàna hividy hanina)