John 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia nisy andro firavoravoan’ny Jiosy, ary Jesosy niakatra tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany, nisy andro fety tamin’ny Jody, ka niakatra tany Jerosalema i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia nisy fankalazana nataon’ny Jiosy ka niakatra tany Jerosalema i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia nisy andro firavoravoan'ny Jiosy, ary Jesosy niakatra tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia nisy andro firavoravoan’ny Jiosy*, ary Jesosy niakatra tany Jerosalema.
malagasy
Rehefa afaka izany, dia nisy andro firavoravoan'ny Jiosy, ary Jesosy niakatra tany Jerosalema.