John 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny Jiosy tamin’ilay efa sitrana: Sabata ny andro ka tsy mety raha mitondra ny fandriananao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa hoy ny Jody tamin’ny vao sitrana: «Sabata ny andro, ka tsy mahazo mitondra ny fandrianao ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no tenin’ireo manampahefana jiosy tamin-dralehilahy vao sitrana: –Sabata ny andro, ka tsy azonao atao ny mitondra ny fandrianao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny Jiosy tamin'ilay efa sitrana: Sabata ny andro, ka tsy mety raha mitondra ny fandrianao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny Jiosy tamin’ilay efa sitrana: Sabata ny andro ka tsy mety raha mitondra ny fandriananao ianao.
malagasy
Dia hoy ny Jiosy tamin'ilay efa sitrana: Sabata ny andro, ka tsy mety raha mitondra ny fandrianao ianao.