John 5:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Ralehilahy hoe: Ilay nanasitrana ahy no niteny tamiko hoe: Batao ny fandriananao ka mandehana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navaliny azy: «Ilay nahasitrana ahy no nanao tamiko hoe: ‹Ento ny fandrianao ka mandehana.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novaliany hoe: –Ilay nahasitrana ahy no nanao tamiko hoe: «Ento ny fandrianao ka mandehana!»
Malagasy Bible 1865
Fa ralehilahy namaly azy hoe: Ilay nahasitrana ahy no nanao tamiko hoe: Ento ny fandrianao, ka mandehana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Ralehilahy hoe: Ilay nanasitrana ahy no niteny tamiko hoe: Batao ny fandriananao ka mandehana.
malagasy
Fa ralehilahy namaly azy hoe: Ilay nahasitrana ahy no nanao tamiko hoe: Ento ny fandrianao, ka mandehana.