John 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo dia nanontany azy hoe: Iza moa izany lehilahy izany, izay niteny taminao hoe: Batao ny fandriananao ka mandehana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ireo nanontany azy: «Iza moa izany lehilahy nanao taminao hoe: Ento ny fandrianao ka mandehana, izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ry zareo nanontany azy: –Iza moa ilay olona nanao taminao hoe: «Ento ny fandrianao ka mandehana»?
Malagasy Bible 1865
Ary ireo nanontany azy hoe: Iza moa izany Lehilahy izany Izay nanao taminao hoe: Ento ny fandrianao, ka mandehana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo dia nanontany azy hoe: Iza moa izany lehilahy izany, izay niteny taminao hoe: Batao ny fandriananao ka mandehana?
malagasy
Ary ireo nanontany azy hoe: Iza moa izany Lehilahy izany Izay nanao taminao hoe: Ento ny fandrianao, ka mandehana?