John 5:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ilay sitrana dia tsy nahalala Azy; ary niala teo Jesosy satria nisy vahoaka betsaka teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahalala Azy anefa ilay vao sitrana, fa ny vahoaka moa betsaka, i Jesoa koa niala teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahalala Azy anefa ilay vao sitrana, satria niala teo i Jesoa noho ny vahoaka vory tamin’io toerana io.
Malagasy Bible 1865
Fa ilay sitrana tsy nahalala Ary; fa niala teo Jesosy, satria nisy vahoaka betsaka teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ilay sitrana dia tsy nahalala Azy; ary niala teo Jesosy satria nisy vahoaka betsaka teo.
malagasy
Fa ilay sitrana tsy nahalala Ary; fa niala teo Jesosy, satria nisy vahoaka betsaka teo.