John 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia hitan’i Jesosy tao amin’ny tempoly Ralehilahy, ary hoy Izy taminy: Indro, efa sitrana ianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany dia hitan’i Jesoa tao an-Tempoly ralehilahy ka hoy Izy taminy: «Indro efa sitrana ianao, ka aza manota intsony sao dia ratsy noho ny teo indray no hanjò anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia hitan’i Jesoa teo an- kianjan’ny tempoly ralehilahy ka nilazany hoe: –Indro efa sitrana ianao; ka aza manota intsony, fandrao zavatra ratsy kokoa noho ny teo no hanjo anao!
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia hitan'i Jesosy teo an-kianjan'ny tempoly ralehilahy, ka hoy Izy taminy: Indro, efa sitrana ianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia hitan’i Jesosy tao amin’ny tempoly Ralehilahy, ary hoy Izy taminy: Indro, efa sitrana ianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo.
malagasy
Rehefa afaka izany, dia hitan'i Jesosy teo an-kianjan'ny tempoly ralehilahy, ka hoy Izy taminy: Indro, efa sitrana ianao; aza manota intsony, fandrao hanjo anao izay ratsy noho ny teo.