John 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa Ralehilahy ka nanambara tamin’ny Jiosy fa Jesosy no nanasitrana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa ralehilahy nilaza tamin’ny Jody fa i Jesoa no nahasitrana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ralehilahy ka nanambara tamin’ireo manampahefana jiosy fa i Jesoa no nahasitrana azy.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa ralehilahy ka nanambara tamin'ny Jiosy fa Jesosy no nahasitrana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa Ralehilahy ka nanambara tamin’ny Jiosy fa Jesosy no nanasitrana azy.
malagasy
Dia lasa ralehilahy ka nanambara tamin'ny Jiosy fa Jesosy no nahasitrana azy.