John 5:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noho izany dia nanenjika an’i Jesosy ny Jiosy satria nanao izany zavatra izany tamin’ny Sabata Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nanenjika an’i Jesoa ny Jody satria nanao izany tamin’ny andro sabata Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho i Jesoa nanao izany tamin’ny andro sabata, dia nanenjika Azy ny manampahefana jiosy.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany ny Jiosy dia nanenjika an'i Jesosy, satria nanao izany zavatra izany tamin'ny Sabata Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noho izany dia nanenjika an’i Jesosy ny Jiosy satria nanao izany zavatra izany tamin’ny Sabata Izy.
malagasy
Ary noho izany ny Jiosy dia nanenjika an'i Jesosy, satria nanao izany zavatra izany tamin'ny Sabata Izy.