John 5:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy hoe: Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary Izaho koa miasa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary Izaho koa miasa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa tamin’ireo: –Ny Raiko dia miasa tsy an-kiato ary Izaho koa miasa.
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy namaly azy hoe: Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary Izaho koa miasa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy hoe: Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary Izaho koa miasa.
malagasy
Fa Jesosy namaly azy hoe: Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary Izaho koa miasa.