John 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray Jesosy tamin’izy ireo: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ny Zanaka tsy mahazo manao na inona na inona avy amin’ny fahefan’ny tenany, afa-tsy izay hitany ataon’ny Ray; fa na inona na inona no ataon’ny Ray dia toy izany koa no ataon’ny Zanaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko marina dia marina aminareo: Tsy mahazo manao na inona na inona avy amin’ny Tenany ny Zanaka, afa-tsy izay hitany ataon’ny Ray; ary izay rehetra ataon’ny Ray dia ataon’ny Zanaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Lazaiko marina dia marina aminareo fa ny Zanaka dia tsy mahavita na inona na inona avy amin’ny tenany: izay hitany ataon’ny Ray no ataony, satria na inona na inona ataon’ny Ray dia toy izany koa no ataon’ny Zanaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ny Zanaka tsy mahazo manao na inona na inona ho Azy, afa-tsy izay hitany ataon'ny Ray; fa na inona na inona no ataon'ny Ray dia toy izany koa no ataon'ny Zanaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray Jesosy tamin’izy ireo: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ny Zanaka tsy mahazo manao na inona na inona avy amin’ny fahefan’ny tenany, afa-tsy izay hitany ataon’ny Ray; fa na inona na inona no ataon’ny Ray dia toy izany koa no ataon’ny Zanaka.
malagasy