John 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Any Jerosalema, eo akaikin’ny vavahadin’ondry, dia misy farihy izay antsoina amin’ny teny hebreo hoe Betesda; misy fialofana dimy izy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary any Jerosalema ao akaikin’ny vavahadin’ny ondry, dia misy dobo anankiray atao hoe Betesdà amin’ny teny hebrio, izay misy trano heva dimy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tao Jerosalema teo akaikin’ny vavahadin’ny ondry, dia nisy dobo anankiray atao hoe Betesdà amin’ny teny hebreo. Lala-mitafo dimy no manamorona ilay dobo,
Malagasy Bible 1865
Ary misy farihy any Jerosalema, eo akaikin'ny vavahadin'ondry, izay atao amin'ny teny Hebreo hoe Betesda, misy fialofana dimy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Any Jerosalema, eo akaikin’ny vavahadin’ondry, dia misy farihy izay antsoina amin’ny teny hebreo hoe Betesda; misy fialofana dimy izy io.
malagasy
Ary misy farihy any Jerosalema, eo akaikin'ny vavahadin'ondry, izay atao amin'ny teny Hebreo hoe Betesda, misy fialofana dimy.