John 5:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Ray tia ny Zanaka ka maneho Azy ny zavatra rehetra izay ataon’ny tenany; ary asa lehibe noho ireny no hasehony Azy mba ho gaga ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tia ny Zanaka ny Ray, ka maneho aminy izay rehetra ataon’ny Tenany, ary mbola haneho aminy asa lehibe noho izao aza Izy, mba ho gaga ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Ray dia fatra-pitia ny Zanaka, ka ny zavatra rehetra ataon’Izy Ray dia asehony Azy; ary asa lehibe noho ireto aza no mbola hasehony Azy, mba higaganareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Ray tia ny Zanaka ka maneho Azy ny zavatra rehetra izay ataon'ny tenany; ary asa lehibe noho ireny no hasehony Azy, mba ho gaga ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Ray tia ny Zanaka ka maneho Azy ny zavatra rehetra izay ataon’ny tenany; ary asa lehibe noho ireny no hasehony Azy mba ho gaga ianareo.
malagasy
Fa ny Ray tia ny Zanaka ka maneho Azy ny zavatra rehetra izay ataon'ny tenany; ary asa lehibe noho ireny no hasehony Azy, mba ho gaga ianareo.