John 5:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa toy ny Ray manangana sy mamelona ny maty dia tahaka izany koa no ameloman’ny Zanaka izay tiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa toy ny ananganan’ny Ray sy amelomany ny maty no ameloman’ny Zanaka izay tiany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Ray dia mampitsangana ireo maty sy mamelona aina azy: toy izany koa, ny Zanaka dia mamelona aina ireo tiany hovelomina aina.
Malagasy Bible 1865
Fa toy ny Ray manangana sy mamelona ny maty, dia tahaka izany koa no ameloman'ny Zanaka izay tiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa toy ny Ray manangana sy mamelona ny maty dia tahaka izany koa no ameloman’ny Zanaka izay tiany.
malagasy
Fa toy ny Ray manangana sy mamelona ny maty, dia tahaka izany koa no ameloman'ny Zanaka izay tiany.