John 5:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Ray aza tsy mitsara olona, fa ny fitsarana rehetra dia nomeny ny Zanaka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Ray aza tsy mitsara olona, fa ny Zanaka no nomeny ny fitsarana rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Ray aza tsy mitsara olona, fa ny Zanaka no efa nomeny fahefana feno hitsara,
Malagasy Bible 1865
Fa ny Ray aza tsy mitsara olona, fa ny fitsarana rehetra dia nomeny ny Zanaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Ray aza tsy mitsara olona, fa ny fitsarana rehetra dia nomeny ny Zanaka
malagasy
Fa ny Ray aza tsy mitsara olona, fa ny fitsarana rehetra dia nomeny ny Zanaka,