John 5:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Avy ny fotoana ary tonga ankehitriny, izay handrenesan’ny maty ny feon’ny Zanak’Andriamanitra; ary izay mandre dia ho velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko marina dia marina aminareo: Avy sady efa tonga sahady ankehitriny aza ny andro handrenesan’ny maty ny feon’ny Zanak’Andriamanitra, ka izay handre dia ho velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina dia marina aminareo fa avy ary efa tonga sahady aza ny fotoana handrenesan’ny maty ilay feon’ny Zanak’Andriamanitra, ka izay mandre dia ho velona.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Avy ny andro ary tonga ankehitriny, izay handrenesan'ny maty ny feon'ny Zanak'Andriamanitra; ary izay mandre dia ho velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Avy ny fotoana ary tonga ankehitriny, izay handrenesan’ny maty ny feon’ny Zanak’Andriamanitra; ary izay mandre dia ho velona.
malagasy
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Avy ny andro ary tonga ankehitriny, izay handrenesan'ny maty ny feon'ny Zanak'Andriamanitra; ary izay mandre dia ho velona.