John 5:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny Ray manana fiainana ao Aminy, dia tahaka izany koa ny Zanaka nomeny hanana fiainana ao Aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa toy ny ananan’ny Ray ny fiainana ao anatiny, no nanomezany ny Zanaka hanana ny fiainana ao anatiny koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Ray dia manana fahefana hanome ny aina: toy izany koa no nanomezany fahefana ny Zanaka hanome ny aina.
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny Ray manana fiainana ho Azy, dia tahaka izany koa ny Zanaka nomeny hanana fiainana ho Azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny Ray manana fiainana ao Aminy, dia tahaka izany koa ny Zanaka nomeny hanana fiainana ao Aminy;
malagasy
Fa tahaka ny Ray manana fiainana ho Azy, dia tahaka izany koa ny Zanaka nomeny hanana fiainana ho Azy;