John 5:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nomeny fahefana hitsara Izy satria Zanak’Olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nomeny fahefana hitsara Izy, satria Zanak’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nomen’ny Ray fahefana hitsara Izy, satria Zanak’olona.
Malagasy Bible 1865
ary nomeny fahefana hitsara Izy, satria Zanak'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nomeny fahefana hitsara Izy satria Zanak’Olona*.
malagasy
ary nomeny fahefana hitsara Izy, satria Zanak'olona.