John 5:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza gaga amin’izany; fa avy ny fotoana izay handrenesan’ny olona rehetra any am-pasana ny feony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza gaga amin’izany, fa avy ny andro handrenesan’izay rehetra any am-pasana ny feon’ny Zanak’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza gaga amin’izany, fa avy ny fotoana handrenesan’ireo rehetra any am-pasana ilay feon’ny Zanak’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
Aza gaga amin'izany; fa avy ny andro izay handrenesan'ny olona rehetra any am-pasana ny feony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza gaga amin’izany; fa avy ny fotoana izay handrenesan’ny olona rehetra any am-pasana ny feony;
malagasy
Aza gaga amin'izany; fa avy ny andro izay handrenesan'ny olona rehetra any am-pasana ny feony;