John 5:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hiala avy ao izy: Izay nanao ny tsara dia ho amin’ny fitsanganana mitondra amin’ny fiainana; fa izay nanao ny ratsy kosa dia ho amin’ny fitsanganana mitondra amin’ny fitsarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hivoaka izy, ka izay nanao soa dia ho any amin’ny fitsanganam-piainana, fa izay nanao ratsy kosa, dia ho any amin’ny fitsanganam-pahamelohana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hiala avy ao izy rehetra, ka izay manao ny tsara dia hitsangana mba ho velona aina, fa izay manao ny ratsy kosa dia hitsangana mba hohelohina.
Malagasy Bible 1865
dia hivoaka izy: izay nanao tsara dia ho any amin'ny fitsanganana ho fiainana fa izay nanao ratsy kosa dia ho any amin'fitsanganana ho fahamelohana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hiala avy ao izy: Izay nanao ny tsara dia ho amin’ny fitsanganana mitondra amin’ny fiainana; fa izay nanao ny ratsy kosa dia ho amin’ny fitsanganana mitondra amin’ny fitsarana.
malagasy
dia hivoaka izy: izay nanao tsara dia ho any amin'ny fitsanganana ho fiainana fa izay nanao ratsy kosa dia ho any amin'fitsanganana ho fahamelohana.