John 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao no nandrian’ny marary maro, ny jamba, ny mandringa, ny maty ila, izay miandry ny fihetsehan’ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy marary maro nandry tamin’ireo trano ireo, dia ny jamba, ny mandringa, ny malemy, izay niandry ny fihetsiketsehan’ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary marobe ny marary nandry tamin’ireo lala-mitafo ireo: dia ny jamba, ny mandringa, ny maty ila. [Niandry ny fihetsehan’ny rano izy rehetra,
Malagasy Bible 1865
Tao no nandrian'ny marary maro, ny jamba, ny mandringa, ny mati-ila.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao no nandrian’ny marary maro, ny jamba, ny mandringa, ny maty ila, izay miandry ny fihetsehan’ny rano.
malagasy
Tao no nandrian'ny marary maro, ny jamba, ny mandringa, ny mati-ila.