John 5:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha Izaho dia tsy afaka manao na inona na inona avy amin’ny fahefan’ny tenako; araka izay reko no itsarako; ary marina ny fitsarako; fa tsy mitady ny sitrapoko Aho fa ny sitrapon’izay naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha Izaho ihany, tsy mahazo manao na inona na inona; fa araka izay reko no itsarako, ka marina ny fitsaràko, satria tsy mitady ny sitrapoko aho, fa ny sitrapon’Izay naniraka Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Raha Izaho dia tsy mahavita na inona na inona avy amin’ny tenako. Araka izay reko amin’ny Ray no itsarako; ka ara-drariny ny fitsaràko, satria tsy ny sitrapoko no tadiaviko hatao fa ny sitrapon’Ilay naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Raha Izaho ihany, dia tsy mahay manao na inona na inona; araka izay reko no itsarako; ary marina ny fitsarako; fa tsy mitady ny sitrapoko Aho, fa ny sitrapon'izay naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha Izaho dia tsy afaka manao na inona na inona avy amin’ny fahefan’ny tenako; araka izay reko no itsarako; ary marina ny fitsarako; fa tsy mitady ny sitrapoko Aho fa ny sitrapon’izay naniraka Ahy.
malagasy
Raha Izaho ihany, dia tsy mahay manao na inona na inona; araka izay reko no itsarako; ary marina ny fitsarako; fa tsy mitady ny sitrapoko Aho, fa ny sitrapon'izay naniraka Ahy.