John 5:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha Izaho no manambara ny tenako, dia tsy marina ny fanambaràko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha Izaho ihany no manambara ny Tenako, tsy marina ny fanambaràko;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha Izaho ihany no vavolombelona manambara ny tenako, dia tsy azo antoka ny fijoroako ho vavolombelona;
Malagasy Bible 1865
Raha Izaho no manambara ny tenako, dia tsy marina ny fanambarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha Izaho no manambara ny tenako, dia tsy marina ny fanambaràko.
malagasy
Raha Izaho no manambara ny tenako, dia tsy marina ny fanambarako.