John 5:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy Iray izay manambara Ahy, ary fantatro fa marina ny fanambaràna izay anambaràny Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa misy hafa izay manambara Ahy, ary fantatro fa marina ny fanambaràny Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa misy hafa izay mijoro ho vavolombelona momba Ahy, ary fantatro fa azo antoka ny fijoroany ho vavolombelona momba Ahy.
Malagasy Bible 1865
Misy Anankiray Izay manambara Ahy. ary fantatro fa marina ny fanambarana izay anambarany Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy Iray izay manambara Ahy, ary fantatro fa marina ny fanambaràna izay anambaràny Ahy.
malagasy
Misy Anankiray Izay manambara Ahy. ary fantatro fa marina ny fanambarana izay anambarany Ahy.