John 5:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo dia nandefa iraka tany amin’i Jaona, ary nanambara ny marina momba Ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naniraka tany amin’i Joany ianareo, ary nanambara ny marina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandefa iraka tany amin’i Jôhany ianareo, ary nijoro ho vavolombelona nanambara ny marina i Jôhany.
Malagasy Bible 1865
Hianareo naniraka tany amin'i Jaona, ary nanambara ny marina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo dia nandefa iraka tany amin’i Jaona, ary nanambara ny marina momba Ahy izy.
malagasy
Hianareo naniraka tany amin'i Jaona, ary nanambara ny marina izy.