John 5:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mandray ny fanambaràna avy amin’olona Aho; fa milaza izany zavatra izany Aho mba ho voavonjy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy dia ny fanambaràna avy amin’olona anefa no iankinako, fa ny mba hahavoavonjy anareo no ilazako izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy dia ny fijoroana ho vavolombelona avy amin’olona anefa no ianteherako, fa ny mba hahavoavonjy anareo no ilazako izany.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho tsy mandray ny fanambarana avy amin'olona; fa milaza izany zavatra izany Aho mba ho voavonjy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mandray ny fanambaràna avy amin’olona Aho; fa milaza izany zavatra izany Aho mba ho voavonjy ianareo.
malagasy
Fa Izaho tsy mandray ny fanambarana avy amin'olona; fa milaza izany zavatra izany Aho mba ho voavonjy ianareo.