John 5:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jaona dia jiro nirehitra ka namirapiratra; ary sitrakareo ny nifaly vetivety tamin’ny fahazavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Joany dia jiro nirehitra sy nazava, ka nahafinaritra anareo sy nifalianareo vetivety ny fahazavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jôhany dia toy ny jiro nirehitra sy nanazava, ka satrinareo nifaliana vetivety ny fahazavany.
Malagasy Bible 1865
Izy dia jiro nirehitra ka nazava; ary nahafinaritra anareo ny nifalianareo vetivety tamin'faharavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jaona dia jiro nirehitra ka namirapiratra; ary sitrakareo ny nifaly vetivety tamin’ny fahazavany.
malagasy
Izy dia jiro nirehitra ka nazava; ary nahafinaritra anareo ny nifalianareo vetivety tamin'faharavany.