John 5:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho kosa manana fanambaràna lehibe noho i Jaona; satria ny asa nomen’ny Ray Ahy hovitaiko, dia izany asa ataoko izany no manambara ny momba Ahy fa nirahin’ny Ray Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa manana fanambaràna manoatra ny an’i Joany Aho, satria ny asa nomen’ny Ray hovitaiko sady ataoko tokoa no manambara fa iraky ny Ray Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha Izaho dia manana fijoroana ho vavolombelona manoatra ny an’i Jôhany, satria ireo asa nomen’ny Raiko hotontosaiko sady ataoko tokoa no vavolombelona momba Ahy sady manambara fa nirahin’ny Ray Aho:
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho kosa manana fanambarana lehibe noho Jaona; fa ny asa nomen'ny Ahy hovitaiko, dia izany asa ataoko izany no manambara Ahy fa nirahin'ny Ray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho kosa manana fanambaràna lehibe noho i Jaona; satria ny asa nomen’ny Ray Ahy hovitaiko, dia izany asa ataoko izany no manambara ny momba Ahy fa nirahin’ny Ray Aho.
malagasy
Fa Izaho kosa manana fanambarana lehibe noho Jaona; fa ny asa nomen'ny Ahy hovitaiko, dia izany asa ataoko izany no manambara Ahy fa nirahin'ny Ray.