John 5:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Ray izay naniraka Ahy, Izy no nanambara Ahy. Tsy mba renareo ny feony na hitanareo akory aza ny endriny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Ray izay naniraka Ahy dia Izy indrindra no nanambara Ahy. Ianareo tsy nandre ny feony na oviana na oviana, na nahita ny tarehiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny Ray Izay naniraka Ahy mihitsy no vavolombelona nanambara Ahy. Tsy mba nandre ny feony na nahita ny endriny na oviana na oviana ianareo,
Malagasy Bible 1865
Ary ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nanambara Ahy. Tsy mba renareo ny feony, na hitanareo akory aza ny endriny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny Ray izay naniraka Ahy, Izy no nanambara Ahy. Tsy mba renareo ny feony na hitanareo akory aza ny endriny;
malagasy
Ary ny Ray Izay naniraka Ahy, Izy no nanambara Ahy. Tsy mba renareo ny feony, na hitanareo akory aza ny endriny,