John 5:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy mba mitoetra ao anatinareo ny teniny satria tsy mino izay nirahiny ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady tsy manana ny teniny mitoetra ao anatinareo, noho ianareo tsy mino Ilay nirahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady tsy mba manana ny teniny mitoetra ao anatinareo, noho ianareo tsy mino Ilay nirahiny.
Malagasy Bible 1865
ary ny teniny tsy mba mitoetra ao anatinareo, satria tsy mino Izay nirahiny ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy mba mitoetra ao anatinareo ny teniny satria tsy mino izay nirahiny ianareo.
malagasy
ary ny teniny tsy mba mitoetra ao anatinareo, satria tsy mino Izay nirahiny ianareo.