John 5:4 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nisy anjely nidina tany amin’ny farihy indraindray ka nampihetsika ny rano; koa izay niroboka voalohany, rehefa nihetsika ny rano, dia sitrana, na inona na inona aretina nanjo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nidina tao anatin’ny dobo ny Anjelin’Andriamanitra indraindray nampihetsiketsika ny rano, ka izay niroboka voalohany ao anatin’ny dobo rehefa nihetsiketsika ny rano, dia sitrana, na inona na inona aretiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nisy anjeli n’ny Tompo nidina tao anatin’ny dobo indraindray ary nampihetsika ny rano; ka izay marary niroboka voalohany, rehefa mihetsika ny rano, dia sitrana tamin’ny aretiny na inona na inona nanjo azy].
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nisy anjely nidina tany amin’ny farihy indraindray ka nampihetsika ny rano; koa izay niroboka voalohany, rehefa nihetsika ny rano, dia sitrana, na inona na inona aretina nanjo azy.
malagasy
[Fa nisy anjely nidina tany amin'ny farihy indraindray ka nampihetsika ny rano; koa izay iray niroboka aloha, rehefa nihetsika ny rano, dia sitrana na inona na inona no aretina nanjo azy]