John 5:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tsy mety manatona Ahy ianareo mba hanananareo fiainana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa tsy mety manatona Ahy ianareo mba hanananareo ny fiainana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa tsy mety manatona Ahy ianareo mba hahavelona aina anareo.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tsy mety manatona Ahy ianareo hanananareo fiainana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tsy mety manatona Ahy ianareo mba hanananareo fiainana.
malagasy
Kanefa tsy mety manatona Ahy ianareo hanananareo fiainana.