John 5:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mandray laza amam-boninahitra avy amin’olona Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany akory tsy dia fitadiavako voninahitra amin’olombelona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hoe voninahitra avy amin’olombelona no tadiaviko;
Malagasy Bible 1865
Tsy mandray laza avy amin'olona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mandray laza amam-boninahitra avy amin’olona Aho.
malagasy
Tsy mandray laza avy amin'olona