John 5:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fantatro ianareo fa tsy misy fitiavana an’Andriamanitra ao am-ponareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa fantatro ianareo, fa tsy manana ny fitiavana an’Andriamanitra ao aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy fantatro ianareo, fa tsy manana ny fitiavana an’Andriamanitra ao anatinareo.
Malagasy Bible 1865
Fa fantatro ianareo, fa tsy misy fitiavana an'Andriamanitra ao am-ponareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fantatro ianareo fa tsy misy fitiavana an’Andriamanitra ao am-ponareo.
malagasy
Fa fantatro ianareo, fa tsy misy fitiavana an'Andriamanitra ao am-ponareo.