John 5:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia avy amin’ny anaran’ny Raiko nefa tsy raisinareo; raha misy hafa avy amin’ny anaran’ny tenany dia horaisinareo ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy Aho amin’ny Anaran’ny Raiko, nefa tsy raisinareo; raha misy hafa avy, amin’ny anaran’ny tenany anefa, dia horaisinareo ihany izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha Izaho dia tamin’ny anaran’ny Raiko no nahatongavako, nefa tsy raisinareo; raha misy hafa ka tamin’ny anaran’ny tenany no nahatongavany, dia horaisinareo.
Malagasy Bible 1865
Izaho dia avy amin'ny anaran'ny Raiko, nefa tsy raisinareo; raha misy hafa avy amin'ny anaran'ny tenany, dia horaisinareo ihany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia avy amin’ny anaran’ny Raiko nefa tsy raisinareo; raha misy hafa avy amin’ny anaran’ny tenany dia horaisinareo ihany izy.
malagasy
Izaho dia avy amin'ny anaran'ny Raiko, nefa tsy raisinareo; raha misy hafa avy amin'ny anaran'ny tenany, dia horaisinareo ihany izy.