John 5:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataonareo izay mifampitady voninahitra ahoana moa no fino, raha ny voninahitra avy amin’ny Andriamanitra tokana aza tsy mba tadiavinareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataonareo ahoana kosa moa no fino? Koa aminareo samy hianareo no ilanareo ny voninahitrareo, fa ny voninahitra amin’Andriamanitra irery tsy tadiavinareo tsinona!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aminareo samy ianareo no itadiavanareo voninahitra fa ny voninahitra avy amin’Andriamanitra Tokana tsy tadiavinareo, ka hataonareo ahoana no fino?
Malagasy Bible 1865
Hataonareo izay mifampitady laza ahoana no fino, nefa ny laza avy amin'ny Andriamanitra Tokana kosa dia tsy tadiavinareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataonareo izay mifampitady voninahitra ahoana moa no fino, raha ny voninahitra avy amin’ny Andriamanitra tokana aza tsy mba tadiavinareo?
malagasy
Hataonareo izay mifampitady laza ahoana no fino, nefa ny laza avy amin'ny Andriamanitra Tokana kosa dia tsy tadiavinareo?