John 5:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza heverinareo fa Izaho no hiampanga anareo amin’ny Ray; misy ny mpiampanga anareo, dia i Mosesy izay itokianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza ataonareo fa Izaho no hiampanga anareo amin’ny Ray; ao ny hiampanga anareo, dia i Môizy, izay itokianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza heverinareo fa Izaho no hiampanga anareo eo anatrehan’ny Ray; ao ny hiampanga anareo, dia i Mosesy izay nitokianareo!
Malagasy Bible 1865
Aza ataonareo fa Izaho no hiampanga anareo amin'ny Ray; misy ny mpiampanga anareo, dia Mosesy izay itokianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza heverinareo fa Izaho no hiampanga anareo amin’ny Ray; misy ny mpiampanga anareo, dia i Mosesy izay itokianareo.
malagasy
Aza ataonareo fa Izaho no hiampanga anareo amin'ny Ray; misy ny mpiampanga anareo, dia Mosesy izay itokianareo.