John 5:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mba nino an’i Mosesy ianareo dia ho nino Ahy satria nanoratra nilaza Ahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mba mino an’i Môizy ianareo, dia hino Ahy koa; satria nanoratra nanambara Ahy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, raha mba mino an’i Mosesy ianareo, dia ho nino Ahy koa, satria nanoratra nanambara Ahy izy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mba nino an'i Mosesy ianareo, dia hino Ahy, satria nanoratra nilaza Ahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mba nino an’i Mosesy ianareo dia ho nino Ahy satria nanoratra nilaza Ahy izy.
malagasy
Fa raha mba nino an'i Mosesy ianareo, dia hino Ahy, satria nanoratra nilaza Ahy izy.Fa raha tsy mino izay nosoratany ianareo, hataonareo ahoana no fino ny teniko?