John 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay dia sitrana Ralehilahy ka nitondra ny fandrianany, ary lasa nandeha. Sabata izay andro izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay dia sitrana ralehilahy, ka nentiny ny fandriany dia lasa izy nandeha. Ary sabata ny andro tamin’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’izay dia sitrana ralehilahy, ka nitondra ny fandriany ary nandeha. Sabata anefa tamin’io andro io.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia sitrana ralehilahy ka nitondra ny fandriany, dia lasa nandeha. Ary Sabata izay andro izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay dia sitrana Ralehilahy ka nitondra ny fandrianany, ary lasa nandeha. Sabata izay andro izay.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia sitrana ralehilahy ka nitondra ny fandriany, dia lasa nandeha. Ary Sabata izay andro izay.