John 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany dia lasa Jesosy nita ny ranomasin’i Galilia, dia ny ranomasin’i Tiberiasy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka izany dia lasa nankany an-dafin’ny ranomasin’i Galilea, na ny farihin’i Tiberiady i Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, dia lasa i Jesoa nankeny ampitan’ny farihin’i Galilea (na hoe farihin’i Tiberiada).
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia niala Jesosy ka lasa nita ny Ranomasin'i Galilia, dia ny Ranomasin'i Tiberiasy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany dia lasa Jesosy nita ny ranomasin’i Galilia, dia ny ranomasin’i Tiberiasy izany.
malagasy
Rehefa afaka izany, dia niala Jesosy ka lasa nita ny Ranomasin'i Galilia, dia ny Ranomasin'i Tiberiasy izany.