John 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy: Asaivo mipetraka ny olona. Ary nisy ahitra be teo. Dia nipetraka ireo ka tokony ho dimy arivo ny isan’ny lehilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa: «Asaovy mipetraka ny olona.» Ary nisy ahitra be teo, ka dia nipetraka ny olona, ary tokony ho dimy arivo no isan’ny lehilahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa hoe: –Asaovy mipetraka ny olona! Noho ny fisian’ny ahitra be teo amin’ilay toerana, dia nipetraka ny olona ka tokony ho dimy arivo no isan’ny vatan-dehilahy.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy: Asaovy mipetraka ny olona. Ary nisy ahitra be teo. Ka dia nipetraka ny lehilahy, tokony ho dimy arivo no isany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy: Asaivo mipetraka ny olona. Ary nisy ahitra be teo. Dia nipetraka ireo ka tokony ho dimy arivo ny isan’ny lehilahy.
malagasy
Fa hoy Jesosy: Asaovy mipetraka ny olona. Ary nisy ahitra be teo. Ka dia nipetraka ny lehilahy, tokony ho dimy arivo no isany.