John 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandray ny mofo Jesosy; ary rehefa nisaotra Izy dia nizara izany tamin’izay nipetraka hihinana; ary ny hazandrano koa dia araka izay nilainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandray ny mofo i Jesoa, ka nony efa nisaotra dia nizara azy tamin’izay nipetraka ary nomeny toy izany koa ny hazandrano sady nampanaranany fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Jesoa no nandray ireo mofo ka nony avy nisaotra an’Andriamanitra dia nizara azy ho an’izay nipetraka hihinana; ary nozarainy toy izany koa ny trondro arakaraka izay nilain’ny mpihinana.
Malagasy Bible 1865
Dia nandray ny mofo Jesosy; ary rehefa nisaotra, dia nizara izany tamin'izay nipetraka hihinana Izy; ary ny hazandrano koa araka izay nilainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandray ny mofo Jesosy; ary rehefa nisaotra Izy dia nizara izany tamin’izay nipetraka hihinana; ary ny hazandrano koa dia araka izay nilainy.
malagasy
Dia nandray ny mofo Jesosy; ary rehefa nisaotra, dia nizara izany tamin'izay nipetraka hihinana Izy; ary ny hazandrano koa araka izay nilainy.