John 6:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voky ny olona dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Angony ny sisa tsy lany mba tsy hisy ho very.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa voky izy ireo, dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: «Angony ny sombintsombiny sisa tsy lany, mba tsy hisy very.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa voky ny olona, dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Angony ny tapa-mofo sisa tsy lany, mba tsy hisy ho very!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voky ny olona, dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Angony ny sisa tsy lany, mba tsy hisy ho very.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voky ny olona dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Angony ny sisa tsy lany mba tsy hisy ho very.
malagasy
Ary rehefa voky ny olona, dia hoy Jesosy tamin'ny mpianany: Angony ny sisa tsy lany, mba tsy hisy ho very.