John 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nangoniny ka nahafeno harona roa amby folo ny sombintsombin’ny mofo varimbazaha dimy, izay ambiny tsy lanin’ny mpihinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nangoniny, ka nahafeno sobiky roa ambin’ny folo ny sombintsombin’ny mofo dimy sisa tsy lanin’izay nihinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nangonin’ireo mpianatra, ka nahafeno sobika 12 ny tapa-mofo avy amin’ny mofo ôrza dimy, dia izay sisa tsy lanin’ny nihinana.
Malagasy Bible 1865
Dia nangoniny, ka nahafeno harona roa ambin'ny folo ny sombintsombin'ny mofo vary hordea dimy, izay ambiny tsy lanin'ny nihinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nangoniny ka nahafeno harona roa amby folo ny sombintsombin’ny mofo varimbazaha dimy, izay ambiny tsy lanin’ny mpihinana.
malagasy
Dia nangoniny, ka nahafeno harona roa ambin'ny folo ny sombintsombin'ny mofo vary hordea dimy, izay ambiny tsy lanin'ny nihinana.