John 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ireny olona ireny, rehefa nahita ny famantarana izay nataon’i Jesosy: Ity tokoa no ilay Mpaminany izay tonga eto amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita ny fahagagana nataon’i Jesoa ireo olona ireo, dia nanao hoe: «Ity tokoa no ilay Mpaminany ho avy amin’izao tontolo izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahita ny famantarana nataon’i Jesoa teo ny olona, dia vaky vava hoe: –Ity tokoa ilay Mpaminany voalaza fa tsy maintsy ho tonga amin’izao tontolo izao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireny olona ireny, rehefa nahita ny famantarana izay nataon'i Jesosy: Ity tokoa no Ilay Mpaminany Izay ho tonga amin'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ireny olona ireny, rehefa nahita ny famantarana izay nataon’i Jesosy: Ity tokoa no ilay Mpaminany izay tonga eto amin’izao tontolo izao.
malagasy
Ary hoy ireny olona ireny, rehefa nahita ny famantarana izay nataon'i Jesosy: Ity tokoa no Ilay Mpaminany Izay ho tonga amin'izao tontolo izao.